![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/e5/LocationWesternAfrica.png/640px-LocationWesternAfrica.png&w=640&q=50)
Afrika Andrefana
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Afrika Andrefana dia faritra ao Afrika izay mahafaoka ny ampahany andrefana amin' i Afrika atsimon' i Sahara. Tafiditra ao anatiny ireo firenena amorontsiraka ao avaratray ny Hoalan' i Ginea hatrany amin' ny ony Sénégal, ny firenena ao amin' ny deboky ny ony Niger ary ny firenena any amin' ny tapany atsimon' i Sahel.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/e5/LocationWesternAfrica.png/320px-LocationWesternAfrica.png)
Ireto avy ireo firenena ireo:
I Benîno, i Borkina Fasô, i Kapvera, i Kôtidivoara, i Gambia, i Ganà, i Ginea, i Ginea Bisao, i Liberià, i Malỳ, i Maoritania, i Nizera, i Nizerià, i Senegaly, i Siera Leôna ary i Tôgô.