Sénégal (ony)
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Sénégal dia ony ao Afrika Andrefana manana halava 1 750 km, mipoitra any Ginea amin' ny haavo 750 m. Manondraka an' i Maly izy, avy eo mamakivaky an' i Maoritania sy i Senegaly, sady manasaraka ireo firenena roa ireo, alohan' ny hidirana ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika ao Saint-Louis.