From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny imperatif présent dia filazam-potoana ao amin' ny filaza mandidy (mode impératif) ao amin' ny fitsipiteny frantsay, izay mifanandrify amin' ny fotoana ankehitriny sy hoavy, ampiasaina hilazana fibaikoana, fandrarana, fangatahana, fiangaviana, tsodrano. Amin' ny fanehoan-javatra tsy efa izy ka mifanohitra amin' ny impératif passé izay amin' ny fanehoan-javatra efa. Ny présent de l'indicatif sy ny futur simple no mifanandrify aminy. Tsy mahakasika ny fotoana lasa izy fa mitodika any amin' ny hoavy. Ny impératif présent no ampiasaina betsaka kokoa noho ny impératif passé.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.