Ireto olona manaraka ireto dia heverin’ ny Kristianina sasany ho mpaminany, na nanana traikefa ara-paminaniana.
- Quadratus any Atena (taonjato faha-2, indraindray heverina ho iray amin' ny apôstôly fitopolo)
- Montanus, Prisca, ary Maximilla (taonjato faha-2, mpanorina ny môntanisma)
- Quintilla (taonjato faha-3, mpanorina ny hetsika izay sampana avy amin' ny môntanisma)
- Iarlaithe mac Loga (taonjato faha-6, mpanorina ny Sekolin' i Tuam)
- Merlin (taonjato faha-6, angamba noforonin' i Geoffrey avy any Monmouth avy amin' ny angano taloha, hita voalohany ao amin' ny Prophetiae Merlini)
- Palladius any Embrun (taonjato faha-6, evekan' i Embrun)
- Columba (521–597, noheverina ho nampiely ny kristianisma tany Ekôsy)
- Saint Malachy (1094–1148, arsevekan' i Armagh ary mpanoratra ny Prophetia Sancti Malachiae Archiepiscopi, de Summis Pontificibus)
- James Salomoni (1231–1314)
- Jeanne d'Arc (1412–1431)
- Nostradamus (1503–1566)
- Justus Velsius (1510–1571, Dutch faith healer who debated against John Calvin)
- Justus Velsius (1510–1571, mpanasitrana hôlandey izay niady hevitra tamin' i Jean Calvin)
- Eleanor Davies (poet) (1590–1652)
- Ann Bathurst (taonjato faha-17, mpikambana tao amin' ny Philadelphian Society)
- Martha Hatfield (taonjato faha-17, Poritana)
- John Bull (mpaminany) sy Richard Farnham (taonjato faha-17, nilaza ho vavolombelona roan' ny Apôkalipsy)
- Margareta i Kumla (taonjato faha-17, nilaza fa nahita anjely sy demonia niady ny fanahiny)
- John Robins (mpaminany) (taonjato faha-17, anisan' ny Ranter novonjena tamin' ny Roundhead tamin' ny famerenana ny fanambaràny)
- Anne Wentworth (mpaminany) (taonjato faha-17, nenjehin' ny Batista)
- John Reeve (mpitondra fivavahana) (1608–1658, mpiara-manorina ny mogletônianisma)
- Lodowicke Muggleton (1609–1698, mpiara-manorina ny mogletônianisma)
- Mary Cary (mpaminanivavy) (1621–1653, mpanohana ny Fifth Monarchists)
- Eva Margareta Frölich (1650–1692) (Millennialist, pietist author and critic of the Church of Sweden)
- Eva Margareta Frölich (1650–1692) (milenarista, mpanoratra pietista sady mpitsikera ny Fiangonan' i Soeda)
- Emanuel Swedenborg (1688–1772, mpanorina ny svedisbôrgianisma)
- Joanna Southcott (1750–1814, mpanoratra ny faminaniana voatahiry ao anaty boaty hosokafana amin' ny fotoan' ny krizy nasiônaly, nilaza fa hitranga amin' ny 2004 ny andro fitsarana)
- Public Universal Friend (1752–1819, mpitory teny milaza fa maty sy teraka indray tsy misy lahy sy vavy)
- George Rapp (1757–1847, mpanorina ny Harmony Society)
- John Ward (mpaminany) (1781–1837, nilaza ho mpandimby an’ i Joanna Southcott)
- William Miller (mpitory) (1782–1849, mpanorina ny advantisma)
- John Wroe (1782–1863, mpanorina ny Christian Israelite Church)
- Bernhard Müller (1788-1834, mpanorina sampana avy amin' ny Harmony Society, izay nanomboka ny Germantown Colony tatỳ aoriana)
- Helena Ekblom (1790–1859, mpitory teny soedoà izay nampidirina tao amin' ny fialokalofana noho ny fandavana ny hanaraka ny fotopampianaran' ny Fiangonan' i Soeda)
- Joseph Smith (1805–1844, mpanorina ny hetsika Olomasin’ ny Andro Farany)
- Hong Xiuquan (1814–1864, mpanorina ny Taiping Heavenly Kingdom)
- Giovanni Bosco (1815–1888, mpanorina ny Societas Sancti Francisci Salesii)
- Mary Baker Eddy (1821–1910, founder of Christian Science)
- Mary Baker Eddy (1821–1910, mpanorina ny Siansa Kristiana)
- Ellen G. White (1827–1915, mpiara-manorina ny Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito)
- John Alexander Dowie (1847–1907, mpanorina ny Christ Community Church)
- Nona L. Brooks (1861–1945, mpanorina ny Church of Divine Science)
- Siener van Rensburg (1864–1926, mpanolotsaina an' i Koos de la Rey, voataonan' ny Suidlanders)
- E. W. Kenyon (1867–1948, mety ho tsipika fampitohy ny hetsika New Thought sy Word of Faith)
- Helena Konttinen (1871–1916, "Mpitoriteny matory" izay nanomboka hetsika fifohazana)
- Felix Manalo (1886–1963, mpanorina ny Iglesia ni Cristo)
- Padre Pio (1887–1968, olo-masina katôlika, voalaza fa naminany ny haha papa an' i Joany Paoly II)
- William M. Branham (1909–1965, mahataona olona amin' ny televangelisma)
- A. A. Allen (1911–1970, evanjelista pentekôtista sy mpanasitrana amin' ny alalan' ny finoana)
- Kenneth Hagin (1917–2003, mpisava lalana tamin’ ny hetsika Word of Faith)
- Oral Roberts (1918-2009, noheverina ho rain' ny hetsika karismatika, mpanorina ny Oral Roberts Evangelistic Association sy ny Oral Roberts University)
- T. L. Osborn (1923–2013, evanjelistra sy mpitendry zavamaneno pentekôtista)
- Pat Robertson (1930–2023, filohan' ny Christian Broadcasting Network, mpanentana ny The 700 Club, malaza noho ny fanambaràny mampiady hevitra)
- David Wilkerson (1931–2011, mpanoratra ny The Cross and the Switchblade ary mpanorina ny Teen Challenge)
- Reverend Ike (1935–2009, malaza amin' ny teny filamatra hoe "You can't lose with the stuff I use!" ("Tsy ho very ianao amin' ny zavatra ampiasaiko!"))
- Kenneth Copeland (teraka tamin' ny taona 1936, televanjelista malaza ho mpiaro ny teôlôjian' ny fanambinana, sy noho ny filazany fa namarana ny areti-mifindra COVID-19)
- Robert Tilton (teraka tamin' ny taona 1946, televanjelistra malaza tamin' ny teôlôjian' ny fanambinana sy ny fomba fanangonam-bola mampiahiahy).
- Roch Thériault (1947–2011, mpanorina ny sekta apôkaliptika mampirafy antsoina hoe Ant Hill Kids)
- John Paul Jackson (1950–2015, mpanoratra malaza amin' ny fandikana nofy)
- Benny Hinn (teraka tamin' ny 1952, televanjelista malaza amin' ny fanasitranana amin' ny finoana sy ny teôlôjian'ny fanambinana)
- David Koresh (1959–1993, mpitarika ny Branch Davidians nandritra ny fahirano an' i Waco)
- Creflo Dollar (teraka tamin' ny 1962, televanjelista nalaza noho ny teôlôjian' ny fanambinana)
- T. B. Joshua (1963–2021, televanjelista sy mpanorina ny Synagogue, Church of All Nations)
- Joshua Iginla (teraka tamin' ny 1969, televanjelista, mpitory ny teôlôjian' ny fanambinana, ary pasitera amin' ny megachurch)
- Jeremiah Omoto Fufeyin (teraka 1972, mpanorina ny Christ Mercyland Deliverance Ministry, voatsikera noho ny asa fanompoana mieboebo)
- Daniel Obinim (teraka 1977, minisitra malaza amin' ny fanaovana hetsika sy fanambaràna mampiady hevitra)