Mofo tsy misy masirasira
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny mofo tsy misy masirasira na mofo tsy misy lalivay dia mofo taloha vita amin' ny voamadinika toy ny mofo hafa, saingy tsy misy masirasira na lalivay (tsy mitombo noho ny masirasira/lalivay na leviora) satria rano sy lafarinina ihany no atambatra. Atao hoe ἄζυμος / ázumos ("tsy misy masirasira", "tsy misy lalivay"), ity mofo ity amin' ny teny grika.