Fiteny soso
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny soso dia fiteny ao Afrika Andrefana tenenina indrindra ao Siera Leôna sy ao Ginea. Isan' ny fitenim-pirenena telo be mpiteny indrindra (anisan' izany ny fiteny polaara sy ny fiteny malinke) ao Ginea ny fiteny soso.