From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny faritra Analanjirofo dia faritra any atsinanana amin' i Madagasikara ao amin' ny faritanin' i Toamasina. Miazara sisintany amin' ny faritra Ambatosoa, Alaotra-Mangoro Sofia ary Atsinanana. Voazara distrika enina izy: Fenoarivo Atsinanana (Fenerive Est), Sainte Marie (Nosy Boraha), Soanierana Ivongo ary Vavatenina. Ny renivohi-paritra dia i Fenoarivo Atsinanana (Fenerive Est), ny isa-mponina dia 860 000 tamin' ny 2004. Ny velarantanin' Analanjirofo dia 21 930 km2
Faritra Analanjirofo
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritany | Toamasina | ||
Renivohi-paritra | Fenoarivo Atsinanana | ||
Distrika | 4 | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 21 930 km2 | ||
Isam-ponina | 860 800 [1] mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "" tsy fantatra mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Mananara Avaratra sy Maroantsetra dia anisan'ny Faritra Ambatosoa nanomboka ny taona 2023.
Vitsy ny zavatra fantatra momba ny olona niaina tao amin' ny faritra Analanjirofo. I Constantin, mpizaha tany pôrtogey no nahita ny nosy Sainte-Marie dia nanoratra: "Nanana raoka efatra misy tsindrona volafotsy ny olona. [...] tsy nanana afa-tsy akanjo vita rakinkazo. Mitondra zozoro misy ranomasina. Olona ngeza, matanjaka, toy ny olona rehetra miaina eo amin' io nosy io. Manana fara izareo, manafina ny vatany rehefa miondrika [...]".
Ahitana distrika enina io faritra io:
Faritany sy faritra eto Madagasikara:
Lahatsoratra samihafa
Didy aman-dalàna
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.