Fandroahana fanahy ratsy
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fadroahana fanahy ratsy na famoahana fanahy ratsy, dia fanao ao amin' ny fivavahana na amin' ny fanaovana hatsarana izay anafahana ny olona iray na ny toerana iray amin' ny fanahy ratsy mipetraka aminy na mikasa hipetraka aminy. Ny Kristiana dia manao hoe famoahana na fandroahana demonia na demony.
Ny fandroahana fanahy ratsy dia matetika sahanin' olona manana fahefana ara-pivavahana manokana, ka mety ho pretra na karazana ombiasa, ohatra, izany.