Emboka manitra

From Wikipedia, the free encyclopedia

Emboka manitra

Ny emboka manitra dia akora mani-pofona (ditin-kazo manitra na zavatra hafa) izay mamoaka setroka manitra rehefa may. Ny teny hoe "emboka manitra" dia ampiasaina hanondroana ilay zavatra dorana na ny hanitra avoakany. Ny emboka manitra dia ampiasaina amin' ny antony ara-javakanto, amin' ny fanompoam-pivavahana, amin' ny fisaintsainana, ary amin' ny fombafomba isan-karazany.

Thumb
Emboka manitra
Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.