Alamorana
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ala mandray betsaka rotsakorana ny alamorana. Mandray rotsakorana 250-450 sm isan-taona amin'ny tany mafana ny alamorana.[1] Ny lehibe indrindra amin'ny alamorana eto amin'izao tontolo izao dia ny alamorana Amazon (any Amerika Atsimo).
Misy karazana zavamanan'aina betsaka kokoa amin'ny alamorana noho ny toerana hafa amin'ny ny planeta.