From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny tononkalo dia karazan-dahabolana na lahatsoratra natao andalana mifanarakaraka (na mifanaingintaingina) misy gadona sy firindrana ary fitsipika mifehy ny fiafaran' ny andalana tsirairay mbamin' ny fomba hahakanto azy sady miompana amin' ny lohahevitra iray no natao koa hiantefa amin' ny saina sy ny fihetseham-po.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.