Ireo Praiminisitra nifandimby teto Madagasikara nanomboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) :
- Joël Rakotomalala notendrena tamin'ny 11 Janoary 1976, nodimandry ny 30 Jolay 1976
- Justin Rakotoniana notendrena tamin'ny 12 Aogôsitra 1976, nametra-pialana ny 31 Jolay 1977
- Désiré Rakotoarijaona notendrena tamin'ny 1 Aogôsitra 1977, nametra-pialana ny 12 Febroary 1988
- Victor Ramahatra notendrena tamin'ny 12 Febroary 1988, nametra-pialana ny 8 Aôgositra 1991
- Guy Willy Razanamasy notendrena tamin'ny 8 Aogôsitra 1991, , nametra-pialana ny 10 Aogositra 1993
- Francisque Ravony notendren'ny Antenimieram-pirenena tamin'ny 10 Aôgositra 1993, nametra-pialana ny 30 oktobra 1995
- Emmanuel Rakotovahiny, notendrena tamin'ny 30 Oktôbra 1995, nametra-pialana ny 5 jona 1996
- Norbert Lala Ratsirahonana, notendrena tamin'ny 5 Jona 1996, nametra-pialana ny 21 Febroary 1997
- Pascal Rakotomavo, notendrena tamin'ny 21 Febroary 1997, nametra-pialana ny 23 Jolay 1998
- Tantely Andrianarivo, notendrena tamin'ny 23 Jolay 1998, nametra-pialana ny 26 Febroary 2002
- Jacques Sylla, notendrena tamin'ny 26 Febroary 2002, nametra-pialana ny 20 Janoary 2007
- Charles Rabemananjara, notendrena tamin'ny 20 Janoary 2007, nametra-pialana ny 17 Martsa 2009
- Monja Roindefo, notendrena tamin'ny 17 Martsa 2009, nametra-pialana ny 10 Oktôbra 2009
- Eugène Mangalaza,notendrena tamin'ny 10 Oktôbra 2009, nametra-pialana ny 18 Desambra 2009
- Cécile Manorohanta,notendrena tamin'ny 18 Desambra 2009, nametra-pialana ny 20 Desambra 2009
- Camille Vital, notendrena tamin'ny volana 20 Desambra 2009, nametra-pialana ny 2 Novambra 2011
- Omer Beriziky, notendrena ny 2 Novambra 2011, nametra-pialana ny 16 Aprily 2014
- Roger Kolo, notendrena tamin'ny 16 Aprily 2014, nametra-pialana ny 12 Janoary 2015
- Jean Ravelonarivo, notendrena tamin'ny 14 Janoary 2015, nametra-pialana ny 8 Aprily 2016
- Mahafaly Solonandrasana Olivier, notendrena tamin'ny 10 Aprily 2016 - 2018.
- Christian Ntsay, 2018 -