Praiminisitra
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Praiminisitra no lehiben'ny fitondrana ao amin'ny firenena iray.
Araka ny Lalàmpanorenana dia ny Filohan'ny Repoblika no manendry azy. Izy no lehiben'ny governemanta. Manolotra ireo ho mambran'ny governemanta amin'ny Filohan'ny Repoblika izy mba hotendrena.
Ity ny lisitr'ireo Praiminisitra malagasy
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.