From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Faritra Menabe dia faritra ao amin' ny tapany andrefan' i Madagasikara, tafiditra ao anatin' ny faritanin' i Toliara.
Faritra Menabe
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritany | Toliara | ||
Renivohi-paritra | Morondava | ||
Distrika | 5 | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 46 121 km2 | ||
Isam-ponina | 700 577 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 15,19 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Tombanana ho 700577 ny mponina ao tamin' ny 2018, ary 46 121 km2 kosa ny velarantany.
Misy distrika dimy ny faritra ary i Morondava no renivohitra.
Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Belo-Tsiribihina: Ambiky - Amboalimena - Andimaky Manambolo - Ankalalobe - Ankiliroroka - Ankirondro - Antsoha - Belinta - Belon' i Tsiribihina - Berevo - Beroboka - Masoarivo - Tsaraotana - Tsimafana
Indreto ny kaominina ao amin' i Mahabo: Ambia - Ampanihy - Analamitsivala - Ankilivalo - Ankilizato - Befotaka - Beronono - Mahabo - Malaimbandy - Mandabe - Tsimazava
Indreto ny kaominina ao amin' i Manja: Andranopasy - Ankiliabo - Anontsibe Centre - Beharona - Manja - Soaserana
Indreto ny kaominina ao amin' i Miandrivazo: Ambatolahy - Ampanihy - Ankavandra - Ankondromena - Ankotrofotsy - Anosimena - Bemahatazana - Betsipolitra - Dabolava - Isalo - Itondy - Manambina - Manandaza - Miandrivazo - Soaloka
Indreto ny kaominina ao amin' i Morondava: Analaiva - Befasy - Belo sur Mer - Bemanonga - Morondava
Faritany sy faritra eto Madagasikara:
Fanjakana sakalava:
Lahatsoratra samihafa
Disy aman-dalàna
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Menabe |
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.