![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/f/fd/Wikimania_logo_with_text.svg/langmg-640px-Wikimania_logo_with_text.svg.png&w=640&q=50)
Wikimania
From Wikipedia, the free encyclopedia
Wikimania dia fihaonambe iraisam-pirenena atao isan-taona ka ivondronan'ireo mpandrindra ny volavola tetikasa Wikimedia. Ny tanjona dia mipaka avy hatrany amin'ny famelabelarana ny traikefa izay efa ananana amin'ireo tetikasa rahavavy toy ny Wikipedia, Wikibolana, Wikitanisa, Wikiboky, sns.
'Wikimania'
| |||
Anarana | Wikimania | ||
Lisitr'ireo firenena nampiantrano | |||
|
|||
Daty nisiany voalohany | |||
|
|||
Mpikarakara | |||
|
|||
Tranokala | |||
|
|||
Hanova |