![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/b/bf/Terah.jpg/640px-Terah.jpg&w=640&q=50)
Tera
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Tera dia olona resahina ao amin'ny Baiboly. Zanak'i Nahora sady rain'i Abrahama sy i Nahora sy i Haràna (rain'i Lota) ary i Saraha (vadin'i Abrahama) izy. I Ora any Kaldea no tanàna fiaviany. Nanompo andriamanitra maro (politeista) izy. Taranak'i Sema i Tera.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/b/bf/Terah.jpg/320px-Terah.jpg)