Seisely
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Seisely na Repoblikan' i Seisely firenena tamba-nosy ahitana nosy miisa 115 ao amin' ny Ranomasimbe Indiana, ao atsimo-atsinanan' ny kontinentan' i Afrika, (1 600 km avy ao Kenia), ary ao avaratra-atsinanan' i Madagasikara. Mirefy 454 km² ny velerany. Atao hoe Seiseloà ny vahoakan' ity firenena ity.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
Repiblik Sesel {{#if}} | |||||
République des Seychelles fr | |||||
Republic of Seychelles en | |||||
Repoblikan'i Seisely ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : « Finis coronat opus » (Ny farany no mandravaka ny asa) | |||||
Teny ofisialy | kreolin'i Seychelles, anglisy, frantsay | ||||
Renivohitra | Victoria 4°37′S, 55°27′E | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Victoria | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Wavel Ramkalawan[1] | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 179 455 km² Azo tsy rarahina | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 182 82 247 mpo. 181 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Seiseloa | ||||
IDH (2004) | ▲ 0,842 (ambony) faha 47 | ||||
Sandam-bola | Ropia (SCR ) | ||||
Faritr'ora | UTC +4 | ||||
Hiram-pirenena | Koste Seselwa | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+248
Endrika:Notes pays |
Mitambatra ho firenena ireo nosy kely ireo ary ao amin' ny nosy Mahé no misy an' i Victoria renivohitra. Atao hoe Seychelles na Republic of Seychelles, izy amin' ny teny anglisy, fa Sesel na Repiblik Sesel, kosa amin' ny teny kreôly seiseloà, atao hoe Seychelles na République des Seychelles amin' ny teny frantsay.
Zanatany britanika i Seisely. Mpikambana ao amin' ny Commonwealth sy ao amin' ny Francophonie izy. Telo ny fiteny ôfisialin' i Seisely, dia ny fiteny kreôly seiseloà, ny fiteny frantsay ary ny fiteny anglisy.