Hazavana
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny hazavana dia ny singan'ny taratra elektrômanetika izay hitan'ny mason'ny olombelona. Ny hazavana dia manana halavan'alona 380 na 400 nm hatramin'ny 760 - 780 nm, izany hoe ny hazavana araka ny voalaza tetsy aloha dia manana hatetika 405 THz hatramin'ny 790 THz.
Mbola ambangovangony amin'ny resaka fizika ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |