Taratra elektrômanetika
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny taratra elektrômanetika dia fanakorontanana ny saha araka aratra ary araka andriamby.
Ny mpitondra ny taratra elektrômanetika dia ny voankazavana, voanjavatra tsy manan-danja. Ny voankazavana dia ny boson miaraka amin'ny hery elektrômanetika.
Amin'ny taranjan'ny fizika tsotra, ny famisavisana azy dia onja elektrômanetika izany hoe ny fiparitahan'ny saha manetika sy ny sahan'aratra (mifampijadona izy ireo) mahitsy vokatry ny fiheringerenan'ny fahan'aratra.
Singana kelin'ny ilotro elektrômanetika ny hazavana izay hitan'ny maso.