From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Faritra Ihorombe dia iray amin' ireo faritra 23 eto Madagasikara, ao amin'ny Faritanin' i Fianarantsoa no misy azy, ao atsimon' ny Nosy. Ihosy no renivohiny. Manana velarana de 26 391 km2 io faritra io. Ao amin' ny Faritra Ihorombe no misy ny tangoron-tendrombohitr' i Isalo. Midadasika ao koa ny Lembalemban' Ihorombe ao andrefana. Ny tapany atsimon' ny tangoron-tendrombohitra Andringitra koa dia ao anatin' ny tanin' Ihorombe.
Faritra Ihorombe
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritany | Fianarantsoa | ||
Renivohi-paritra | Ihosy | ||
Distrika | 3 | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 26 391 km2 | ||
Isam-ponina | 418 520 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 15,86 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Indreto ireo distrika telo ao amin' ny Fartra Ihorombe:
Indreto ny kaominina isaky ny distrika ao amin' ny Fartra Ihorombe:
Faritany sy faritra eto Madagasikara:
Lahatsoratra samihafa
Didy aman-dalàna
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ihorombe |
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.