![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/e5/Far_east1.png/640px-Far_east1.png&w=640&q=50)
Atsinanana Indrindra
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Atsinanana Indrindra dia ny tapany atsinanana amin' i Azia, izay ahitana an' ireto faritra sy firenena ireto:
- i Azia Atsinanana (Japàna, Môngôlia, Kôrea Avaratra, Kôrea Atsimo, Sina, sns);
- i Azia Atsimo-Atsinanana (Malezia, Mianmara na Birmania, Tailandy, Laôsy, Kambôdia, Vietnamy, Indônezia, sns);
- ny Atsinanana Indrindra rosiana, indrindra ireo faritany ao amin' i Pasifika sy ny anaty tany miankina aminy.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/e5/Far_east1.png/640px-Far_east1.png)
Ny teny hoe "Atsinanana Indrindra" dia indraindray ampiasaina hanondroana an' i Azia Atsinanana, na dia tsy mahafaoka afa-tsy faritra ara-jeôgrafia kely izany.
Nandritra ny ady an-trano rosiana tamin' ny taona 1918-1921 dia nisy ny atao hoe Repoblikan' ny Atsinanana Indrindra.