From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny き amin'ny hiragana na キ amin'ny katakana dia vaninteny iray ao amin'ny « abidy » japoney voasokajy amin'ny kana. Ireo kana roa ireo dia samy midika [ki]. Avy amin'ny man'yogana 奈.
Soratra ny teny Japônezy |
kanji (漢字) :
|
kana (仮名) :
Fampiasana manokana : |
rōmaji :
|
Afaka asiana dakuten io soratra io, mba hanome ぎ amin'ny hiragana, ary ギ amin'ny katakana, midika [gi] amin'ny fandikana amin'ny abidy latina (romanisation) Hepburn.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.