From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny か amin'ny hiragana na か amin'ny katakana dia vaninteny iray ao amin'ny « abidy » japoney voasokajy amin'ny kana. Ireo kana roa ireo dia samy midika [ka]. Avy amin'ny man'yogana 加.
Soratra ny teny Japônezy |
kanji (漢字) :
|
kana (仮名) :
Fampiasana manokana : |
rōmaji :
|
Afaka asiana dakuten io soratra io, mba hanome が amin'ny hiragana, ary ガ amin'ny katakana, midika [ga] amin'ny fandikana amin'ny abidy latina (romanisation) Hepburn. Ny sanda ara-peon'io kana io dia [gɑ] amin'ny fisiana voalohany ary miova [Na] et [ɣa] eny ampivoan'ny teny.
Ny handakuten (゜) dia tsy mande amin'ny ka tsotra anatin'ny lahatsoratra Japoney, mety ampiasain'ny mpandinika teny Japoney izy mba haneo ny fanononana an-orona [NA]
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.