Vondrom-piteny any Andamàna

From Wikipedia, the free encyclopedia

Vondrom-piteny any Andamàna

Ny fiteny any Andamàna dia vondrom-piteny ao amin' ireo nosy Andamàna ao atsimo atsinanan' i India, atsinanan' i Srilanka, andrefan' i Birmania, nampidirin' ny mpahay teny ao amin' ny fianakaviam-piteny iray tenenin' ny tompon-tany andamaney. Misy vondrona roa ao amin' izany fianakaviam-piteny izany, dia ny fiteny andamaney lehibe sy ny fiteny andamaney atsimo (atao hoe fiteny ônge-jaraoà, mba tsy hisian' ny fampifangaroana azy amin' ny sampan' ny fiteny andamaney lehibe any avaratra).

Thumb
Faritra misy ny vondro-nosy Andamàna
Thumb
Andamaney Lehibe
Thumb
Toerana misy ny vondro-nosy Andamàna

Jereo koa

Fianakaviam-piteny lehibe

Vondrom-pianakaviam-piteny

Vahoaka

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.