Voay
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny voay dia biby mandady izay miaina anaty rano amin' ny faritra trôpikaly aty Afrika, any Azia, any Amerika ary any Aostralia. Crocodylinae no anarany ana-tsiansa.


Kolontsaina
Ohabolana
- Hiorika lanin' ny mamba, hivalana lanin' ny voay.
- Lasa ny voay: misosoka ny mamba.
- Sakelidrano fandrian' ny voay, lohasaha fandrian' ny moka.
- Vato handratra tsy mivongovongo, voay hamono tsy mandoto rano.
- Voay lahy tsy miray lovoka.
- Aza mandelika ny farihy tsy ho vary hianao, ka mila sahato amin' ny voay.
- Ny Sakalava no namono ny voay, ka ny Tanosy no miravaka ny nifiny.
- Raha ny mamba sy ny voay no miady, dia aokahifandramatra, fa tsy salaka ho tapaka, ary tsy lamba ho rovitra.
Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.