Tsipìka (fitaovana)

From Wikipedia, the free encyclopedia

Tsipìka (fitaovana)

Ny tsipìka dia fitaovana natao hanipy tahon-javatra misy lohany maranitra atao hoe zana-tsipìka, vita amin' ny hazo (na akora hafa) navonkina afaka milefitra, izay mitahiry sy mamoaka angovo toy ny vy miaina, sy misy tadiny mihenjana mampitohy ny tendron' ilay hazo. Apetaka amin' ilay tady ny zana-tsipìka dia sintonina mafy hiverina, avy eo votsorina mba fatosik' ilay tady henjana ka mandeha mafy mankeny amin' ny zavatra kendrena aminy

Thumb
Mpihaza mitondra tsipìka

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.