Antsy

From Wikipedia, the free encyclopedia

Antsy

Ny antsy dia fitaovana marani-dela vita amin' ny metaly (indrindra amin' ny vy na vita amin' ny tsỳ), ahafaha-manapaka na mandidy, misy tahony vita amin' ny hazo na amin' ny plastika na amin' ny metaly.

Thumb
Antsy

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.