Sotrobe

From Wikipedia, the free encyclopedia

Sotrobe

Ny sotrobe dia fitaovana an-dakozia misy tahony somary lava sy lohany boribory miedrika antsasaka bola, somary lalina, toy ny sotro fa saingy lehibe. Ampiasaina indrindra ny sotrobe mba handoarana ny sakafo, na fangaron-tsakafo akora na zava-manitra avy amin' ny vilany na fitoeran-javatra lalina hafa. Misy ny vita amin' ny vy, firapotsy, volafotsy, viraty, na vera (hizaràna tsindrin-tsakafo), ary plastika.

Thumb
Sotrobe

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.