Tarika matoanteny

From Wikipedia, the free encyclopedia

Ny tarika matoanteny dia tarika foronin' ny matoanteny sy ny teny na andianteny mameno azy sady tsy azo foanana. Ireo teny mameno azy ireo dia mety ho famenon' ny matoanteny na tambinteny na mpamaritra na teny amin' ny sokajy hafa. Ampahatsiahivina fa ny famenon' ny matoanteny dia lazaina hoe "fameno zoina" raha ampifamalina amin' ny famenon' ny fehezanteny izay atao hoe "fameno toe-javatra".

Ohatra:

  • Il est allé à l'école cet après midi.

Jereo koa

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.