Sumbe
From Wikipedia, the free encyclopedia
Sumbe | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 279,968 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Cuanza Sul (faritany) | |
Faritra | NC |
Sumbe, dia tanàna iray any amin'ny morontsirak'i Atlantika any Angola. I dia renivohi-paritany ao amin'ny faritanin'i Cuanza Sul. Ny isam-ponina dia 279.968 tamin'ny taona 2014.
Tanàna any Angola
Luanda (Renivohitra) - Lubango - Benguela - Huambo - Sumbe - Moçâmedes -Cuíto - Uíge
Faritany any Angola
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.