From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Simia dia siansa momban'ny fela, ny fiota sy ny toetra ny taranja. Siansa momban'ny atome koa izy.
Avy aminy Alsimia ny simia. Ny alsimia dia avy any aminy teny arabo الخيمياء (Al kemi) ; Misy etimolojia roa aminy teny arabo, etimolojia iray aminy teny ejipsianina, dia iray hafa aminy teny grika
Taminy taonjato nanaraka teo, nivelatra ny alsimia dia nananteraka ny simia izy. ny fiteny simia dia avy amin'ilay teny mivilana. Nisy fifandrosoana ny simia dia nivadika siansa marina ; Faha misy olona mitady an'ilay vato filôzofaly, mampalasa siansa ezôterika.
Hita tsara ny fisarahan'ny alsimia sy ny simia taminy taona 1722, hoy i Geoffroy l'Aîné (dokotera) faha tsy afaka misy ny transmutation, lasa taranja roa ny simia sy ny alsimia ; tokony anavahana izany ireo fiteny roa ireo.
Ny Simia dia misy sokajy maro :
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.