From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny rahona dia teten-drano na ranomandry hita maso, teten-drano mitsangeva eny amin' ny habakabaka. Voatazon' ny hery fanintoanan' ny tany ny rahona mba tsy handositra any amin' ny habakabaka. Ny nefôlôjia fandinihana rahona, dia ratsana hafan' ny toetrandro.