Marovatana
From Wikipedia, the free encyclopedia
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Marovatana dia iray amin' ireo fizaràna an' Imerina ho enin-toko nanomboka tamin' ny andron' Andrianampoinimerina (1787-1810), ao avaratr' Ambodirano sy ao avaratra-andrefan' Antananarivo, mifanefitra amin' i Vonizongo ao avaratra. Ny fizaràna dimy hafa dia i Avaradrano, i Vakinisisaony, Ambodirano, i Vonizongo, ary i Vakinankaratra. Ambohidratrimo no renivohiny (15 km miala an' Antananarivo).
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.