From Wikipedia, the free encyclopedia
I Kidal dia tanàna sy kaominina any Malỳ, ao amin' ny Faritr' i Kidal. Any amin' ny 350 km avaratr' i Gao no misy azy. I Kidal dia mifandray amin' ny sisintany alzeriana-maliana amin' ny alalan' ny lalana iray izay tena ilaina amin' ny fifandraisan' ny faritra avaratra amin' i Malỳ sy i Alzeria.
Bamako - Gao - Kayes - Kidal - Koulikoro - Mopti - Ségou - Sikasso - Tombouctou
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.