Hitsy (jeômetria)

From Wikipedia, the free encyclopedia

Hitsy (jeômetria)

Ny hitsy dia zavatra ara-jeômetria izay foronin-teboka maro mitandahatra mahitsy. Tsy voafetra ny ilany roa ary tsy manana hatevina ny hitsy. Azo aseho amin' ny fanaovana sarin' ny tsipika mahitsy amin' ny penisily ny hitsy nefa veofetran' ny haben' ny zavatra anaovana ny sary izany (takelaka, solaitra, sns).

Thumb
Hitsy

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.