Hasin-teny

From Wikipedia, the free encyclopedia

Ny hasin-teny dia ny singa farany kely indrindra ao amin' ny teny iray izay misy heviny nefa tsy azo zaraina ho singa kely indrindra mbola hisy hevitra. Ny hasin-teny iray dia mety ho fototeny na kianteny na tsirinteny (tovona, tovana, tsofoka). Ny hasin-teny iray dia mety ho foronin' ny hasimpeo iray na maro. Mety hiova endrika ny hasin-teny iray arakaraka ny toerana misy azy ao anaty voanteny na tarika na fehezanteny.

Jereo koa:

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.