From Wikipedia, the free encyclopedia
I Gada dia olona resahina ao amin' ny Baiboly, zanaka fahafiton' i Jakôba sady zanany tamin' i Zilpa mpanompovavin' i Lea vadiny izay mbola tsy afa-niteraka. Tantaraina ao amin' ny toko faha-30n' ny Bokin' ny Genesisy ny nahaterahany. Atao amin' ny teny hebreo hoe גָּד / Gad izy. Atao hoe Gadita ny taranany.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.