Ny foto-pampianarana dia fitambaran' ny fiheverana ao amin' ny rijan-kevitra apetraky ny mpanoratra na ny vondro-mpanoratra ho marina. Indraindray dia mety ho heverina ho mamitaka sy tsara lahatra ka marina ivelany fotsiny ny foto-pampianarana, na tsy manome fahafahana hiady hevitra fa ekena tsotra izao (dôgmatika), arakaraka ny fiaviany, izay mety ho ara-pivavahana na ara-pedrà. Misy lafiny ara-pirehan-kevitra sady mety mahakasika ny pôlitika, ny lalàna, ny toekarena, ny fivavahana, ny filôzôfia, ny siansa, ny fiarahamonina, ny tafika, sns ny foto-pampianarana.

Jereo koa

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.