Rijan-kevitra

From Wikipedia, the free encyclopedia

Ny rijan-kevitra na rijankevitra na teôria dia vondrom-panazavana na vondron-kevitra mirindra momba ny lohahevitra mazava iray, izay mety hahitana lalàna sy petra-kevitra, notsoahana avy amin' ny fandinihana ny angon-java-mitranga, avy amin' ny fanandramana natao, na notsoahina avy amin' ny fototra matoan-kevitra omena mialoha.

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.