Fively

From Wikipedia, the free encyclopedia

Fively
Remove ads

Ny fively dia fitaovana misy tahony sy lohany izay samy vita amin' ny hazo matetika, nefa koa mety ho vita amin' ny fingotra na plastika sns, izay natao hivelezana fandraka na fitaovana hafa. Ity endriny miavaka ity dia ahafahan' ilay fitaovana hovelezina aminy (ohatra ny fandraka) hiditra ao amin' ny akora asaina (vato, hazo, sns.) mba tsy hihontsona sy ho simba. Misy koa ny fively vita amin' ny varahina, amin' ny varahimavo, amin' ny firamainty, amin' ny viraty, arakaraka ny akora sy ny zavatra tiana hovelezina aminy. Atao hoe fively fandraka izy raha fandraka no natao hovelezina aminy.

Thumb
Fivelin' ny mpandrafitra
Remove ads

Jereo koa

Loading related searches...

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Remove ads