Remove ads
fiteny ampiasain'ny Kongo monina any Angola sy ireo Congo roa From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny kikôngô dia fiteny banto tenenin' ireo Kôngô (Bakôngô amin' ny teny kikôngô) monina any Angôla (ao amin' ny tapany avaratra sy ao Cabinda), any amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô (ao amin' ny faritanin' i Kongo Central sy ao Kinshasa), any amin' ny Repoblikan' i Kôngô (ao atsimo-andrefana hatrany Brazzavile) ary any amin' ny tapany atsimon' i Gabôna. Ny fiteny kikôngô, raha ny tena marina, dia vondrom-piteny avy amin' ny fiteny fototra izay miseho amin' ny endrika samihafa arakaraka ny toerana.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.