Afrika Afovoany
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Afrika Afovoany dia faritra ao Afrika ahitana ny tapany atsimon' i Sahara sy ny tapany atsinanan' ny Ampinga Afrikana Andrefana ary ny Lohasahan' ny Hantsana Lehibe.

Ireto avy ireo firenena sy tany voatanisa matetika ao Afrika Afovoany, araka ny famaritan' i Firenena Mikambana: i Angôla, i Kamerona, i Gabôna, i Ginea Ekoatôrialy, ny Repoblikan' i Afrika Afovoany, ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, ny Repoblikan' i Kôngô, i Saô Tôme e Prinsipe ary i Tsady. I Malaoy sy i Zambia ary i Zimbaboe koa dia matetika heverina ho isan' i Afrika Afovoany. I Borondy sy i Roanda koa dia indraindray heverina ho isan' i Afrika Afovoany.
Jereo koa
Fizaram-paritra ao Afrika:
Faritra hafa:
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.