fiteny From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny japàney dia fiteny any Japàna, tenenin' ny vahoaka japôney. Na dia izany aza dia tsy misy lalàna manome sata ôfisialy io fiteny io, na dia izy no anoratana ny tahirinkevitra ôfisialy sy any am-pianarana. Miteny japôney koa ny Japoney am-pielezana (indrindra ny any Brezila sy any Però, izay ahitana vahoaka japôney miorim-ponenana miteny io fiteny io, toa ny ao Lima sy ny ao Sao Paulo), ary manana ny satan' ny fiteny ôfisialy izy ao amin' ny nosin' i Angaur ao amin' ireo nosy Palaô na dia tsy tenenina ao intsony aza.
Fiteny japôney 日本語 (Nihongo) | |
Isan'ny mpiteny | 125 tapitrisa (2010)[1] |
Faritany | Japana |
Sata |
Amin' ny teny japôney dia atao hoe 日本語 / nihongo ny hoe "fiteny japôney" (日本 : "Japana"; 語: "fiteny") na 国語 / kokugo ("fitenim-pirenena").
Ao amin' ny fianakaviam-piteny japônika ny fiteny japôney. Nandritra ny tantara dia mihabetsaka ny voambolana ampiasaina ao amin' io fiteny io noho ny findramana teny samihafa: avy amin' ny fiteny sinoa, avy amin' ny fiteny eorôpeana, indrindra ny fiteny anglisy.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.