From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fanosorana ny marary (izay nantsoina hoe "fanosorana farany" talohan' ny kônsily Vatikana II) dia sakramentan' ny Fiangonana katôlika rômanina sy an' ireo Fiangonana ôrtôdôksa ary an' ny Fiangonana anglikana izay ametrahana ireo mijaly eo ambany fitseran' i Kristy. Ny fanosorana dia atao amin' ny menaka voahasina sy ankalazain' ny pretra.
Maro ireo fiangonana ara-pilazantsara izay manatanteraka ny fanosorana ny marary nefa tsy mihevitra izany ho sakramenta. Ny fanosorana ny marary dia ordonansin' ny asam-pisoronana ao amin' ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany.
Ny sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika:
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.