Ny fanomboana an' i Jesoa tamin' ny hazo fijaliana, araka ny Testamenta Vaovao ao amin' ny Baiboly kristiana, dia endriky ny fanamelohana an' i Jesoa na Jesosy izay nofantsihina mihantona amin' ny hazo fijaliana, araka ny fitsarana nataon' i Pontio Pilato (taona 26 -- 36) azy noho ny fiampangan' ny Jiosy (na Jody) azy ho niteny ratsy an' Andriamanitra. Anisan' ny fitantarana ny Fijaliana (na Fiaretana na Pasiona) ny hasin-dahatsoratra (na perikôpa) momba ny fisamborana sy ny fitsarana sy ny filanjana ny hazo fijaliana ary ny fanomboana an' i Jesoa. Ny andalan-dahatsoratra momba ny fanomboana an' i Jesoa amin' ny hazo fijaliana dia anisan' ny fototry ny fivavahana kristiana.

Thumb
Kalvary, sary nataon' i Paolo Veronese tamin' ny taonjato faha-16.

Jereo koa

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.