Ny Distrikan' i Soavinandriana dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny tapany atsinanan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Itasy. Lafin-javatra manan-danja amin' ny toekarena eo an-toerana ny paraky.

Distrikan' i Soavinandriana
Thumb
Velarantany1 970 km2
Isam-ponina250 095 mponina
Tanànan-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Madagasikara
FaritanyAntananarivo
FaritraFaritra Itasy

Eo amin’ ny lalam-pirenena faha-43 no misy azy, eo amin’ ny 40 km miala an’ Analavory ary 140 km miala an’ Antananarivo.

Renirano 17 sy riaka 20 no hita ao amin’ io distrika io, ahitana an' i Kelimahery, i Mangadona ary ny reniranon’ i Lily izay mandrafitra ny riandranon’ i Lily akaikin’ Ampefy ihany koa. Ankoatra izay dia manamorona ny farihin' Itasy any avaratra izy.

Kaominina

Ireto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Soavinandriana:

Jereo koa

Ny distrika telo ao amin' ny Faritra Itasy:

Rohy ivelany

Wikiwand - on

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.