Ny Distrikan' Amboasary-Atsimo dia distrika ao amin' ny Faritra Anosy, ao amin' ny Faritanin' i Toliara ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara. Ny isam-poniny dia 258 241 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2018.[1]
Distrikan' Amboasary-Atsimo | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 258 241 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toliara | |
Faritra | Faritra Anosy |
Ireto ny kaominina ao amin' ny distrikan' Amboasary Atsimo:
- Amboasary-Atsimo - Behara - Berano Ville - Ebelo - Elonty - Esira - Ifotaka - Mahaly - Manevy - Maromby - Marotsiraka - Ranobe - Sampona - Tanandava Sud - Tomboarivo -Tranomaro - Tsivory
Toekarena
Famokarana teretra
Orinasa dimy no mizara ny famokarana taretra. Manana mpiasa maherin' ny 6 000 izy ireo, miasa amin' ny velaran-tany 27 000 ha amin’ ny famokarana 12 225 taonina isan-taona. Ny 90 % amin' ny vokatra dia natao haondrana ary ny 10 % ho an' ny varotra eto an-toerana. Orinasa roa no manova ny taretra ho tsiraka voadio sy tady, dia ny Société Industrielle de Fort Dauphin (SIFOR) sy ny Société des Plantations de Sisal du Mandraré (SPSM).
Jereo koa
Ireo distrikan' ny Faritra Anosy
Rohy ivelany
Wikiwand in your browser!
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.