Distrikan' i Morombe
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Distrikan' i Morombe dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara. I Morombe no renivohiny.

distrikan'i Morombe | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Toliara | |
Faritra | Atsimo-Andrefana |
Farihy
Helodrano
Fitsinjaram-pahefana
Indreto ny kaominina mandrafitra ny Distrikan' i Morombe: Ambahikily, Antanimeva, Antongo Vaovao, Basibasy, Befandefa, Befandriana Sud, Morombe, ary Tanandava Station (= Ankatsakatsa Sud).
Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.