From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Distrikan' Ankazobe dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny Faritra Analamanga, ao amin' ny Faritanin' Antananarivo. Ahitana kaominina 12 izy sady manana velarana 7 458 km2. Mifandray amin' Antananarivo amin' ny alalan' ny lalam-pirenena faha-3 ilay tanàna.
Distrikan' Ankazobe | ||
Velarantany | 7 458 km2 | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Antananarivo | |
Faritra | Analamanga |
Ireto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ankazobe:
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.