Distrikan' Amparafaravola
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Distrikan'Amparafaravola dia distrika ao amin'ny tapany avaratra atsinanan'i Madagasikara, ao amin'ny Faritra Alaotra-Mangoro, Faritanin'i Toamasina.
Amparafaravola | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 46 545 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Toamasina | |
Faritra | Alaotra-Mangoro |

Kaominina
- Ambatomainty
- Amboavory
- Ambodimanga
- Ambohijanahary
- Ambohimandroso
- Ambohitrarivo
- Ampasikely
- Amparafaravola
- Andilana Avaratra (Andilana Nord)
- Andrebakely Avaratra (Andrebakely Nord)
- Andrebakely Atsimo (Andrebakely Sud)
- Andromba
- Anororo
- Beanana
- Bedidy
- Morarano Chrome
- Ranomainty
- Sahamamy
- Tanambe
- Vohimena
- Vohitsara
Jereo koa
Wikiwand - on
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.